Kalimantan
Apparence
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/5e/Kalimantan2.png/220px-Kalimantan2.png)
I Kalimantan dia tapan'ny nosy Borneo izay mitambatra ao amin' i Indônezia. Mizara faritany dimy i Kalimatan, dia i Kalimantan Andrefana, i Kalimantan Afovoany, Kalimantan Atsimo, i Kalimantan Atsinanana ary i Kalimantan Avaratra.